|
|
|
|

Entrée1  Ingahy
Mots élémentaires  2  lahy
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] antidahy hajaina
5  [1.1] Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra?
Explications en anglais  6  [1.2] a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister.
7  [1.7] "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity
Explications en français  8  [1.8] "Monsieur"; terme honorifique
Exemples  9  Aza adino ange I Sarila s' ingahy Sefo. [2.470]
10  Ambarao, ry ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
11  Marary, hono, ingahy Raboto, hoy izy. [2.472]
Vocabulaire  12  Etiquette
Analogues  13  ing, andriamatoa, ingahibe, rangahy, rangahibe
Mots composés 
Titres  16  Zanak' Ingahy Naora (Andrianjafy Michel)
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot Ingahy

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21