Entrée (1/2) | 1 indray |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? [1.1] 4 Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any [1.1] 5 Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1] |
Explications en anglais |
6 Again, the second time; at times, sometimes; in the second place [1.2] 7 Again; in the second place [1.7] |
Explications en français |
8 Encore une fois; de nouveau [1.8] |
Exemples |
9 Ho avy indray ny tantara terena. [2.4] 10 I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Tableaux et planches |
22 Tous les adverbes |
Entrée (2/2) | 23 indray |
Partie du discours | 24 Non spécifié |
Mis à jour le 2023/05/23 |