|
|
|
|

Entrée1  indraindray
Radical  2  indray
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] sometimes
6  [1.2] seldom, infrequent. Reduplication of indray
7  [1.7] off and on
Explications en français  8  [1.3, 1.8, 1.5] parfois
9  [1.3, 1.8, 1.5] de temps en temps
Exemples  10  Tonga any amiko izy indraindray. [2.4]
11  indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [2.472]
Autres orthographes  12  kindraindray, tsindraindray
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12