Entrée (1/3) | 1 hotohoto |
Radical | 2 hoto |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono |
Exemples |
5 Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. [2.5#99] |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 hoto |
Entrée (2/3) | 12 hotohoto |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Bara]
korontana amin'ny tany sy fanjakana |
Entrée (3/3) | 15 hôtohôto |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Betsimisaraka]
poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |