Entrée | 1 homehy |
Radical | 2 hehy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 mihomehy [Taisaka, Bara]
[1.78] 5 Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo 6 (Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra). [1.1] |
Explications en anglais |
7 to laugh; to mock [1.7] |
Explications en français |
8 rire; se moquer [1.8] |
Exemples |
9 La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao! [2.606#] 10 tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo! [2.357#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot homehy |
Anagrammes | 21 hoehim, homehy |
Mis à jour le 2023/10/25 |