|
|
|
|

Entrée1  mihomehy
Radical  2  homehy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy
Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy
Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy
Explications en anglais  5  [1.7] to laugh at, to mock; to laugh
Explications en français  6  [1.8] rire; se moquer de
Exemples  7  Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra. [2.470]
8  Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mitokelaka, lokin' ny hehy, latsaky ny hehy, dangin' ny hehy, ridan' ny hehy, jihitry ny hehy, tsipaky ny hehy, toran' ny hehy, matin' ny hehy, miatatry ny hehy, mibokitra ny tehezana, tsy manana aina, mivadika aty, tapa-tsinay, mivanika, mivanitika, manahy nify, mampiseho katsaka, mihomehy mihimoka, mihomehy tsy vaky, mikakakaka, mitokaka, manao hehy voraka, mihomehy ra, mihomehy mikafana, manao hehy valaka, manao farahehy, mivanivany, mikanikany, mikimokimoka, mikikikiky, mitsiky, mitsikitsiky, mitsiky tsy ravo, mitsiky mahalana, mitsiky vazana
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot mihomehy

Mis à jour le 2024/12/11