Entrée | 1 mampihomehy |
Radical | 2 homehy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en anglais |
5 [1.7] to cause laughter; laughable 6 [1.17] ridiculous |
Explications en français |
7 [1.3] 8 [1.8] faire rire; risible, drôle, humoristique 9 [1.9] ridicule 10 [1.66.fr#601] marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante) |
Exemples |
11 Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#] 12 Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#] 13 Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#] |
Morphologie |
|
Analogues | 17 mahatsikaiky, mampivadika aty, manapa-tsinay, mampitokelaka, hatsikana, katsikana |
Mis à jour le 2024/12/11 |