|
|
|
|

Entrée (1/3)1  holatra
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  provocation dissimulée, tournée. [Tankarana] [1.19]
Synonymes  4  ankolatra

Entrée (2/3)5  holatra
Partie du discours  6  nom
Dérivés 
7  Verbes actifs :
Vocabulaire  8  Santé
Explications en malgache  9  Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
Explications en anglais  10  a scar [1.7]
Explications en français  11  cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples  12  Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472]
13  Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499]
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (3/3)18  holatra
Partie du discours  19  nom
Vocabulaire  20  Botanique
Explications en malgache  21  Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
Explications en anglais  22  mushrooms; fungus in general [1.7]
Explications en français  23  champignon [1.8]
24  nom générique des champignons [1.3, 1.5]
25  (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
26  d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Taifasy] [1.196]
Exemples  27  dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48]
28  Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Autres orthographes  29  olatra
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  38  halotra, halôtra, holatra

Mis à jour le 2023/06/08