Entrée (1/3) | 1 hofana |
Radical | 2 hofa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany 5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 hofaina |
Entrée (2/3) | 11 hofana |
Radical | 12 hofa |
Partie du discours | 13 verbe passif |
Explications en malgache |
14 Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay [1.1] |
Explications en anglais |
15 to be rented from someone [1.7] |
Explications en français |
16 qu'on loue de quelqu'un [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 21 hofaña |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 kankana mena monina amin'ny tany mandomando [Tanala]
[1.78] |
Vocabulaire |
24 Zoologie: invertébrés |
Anagrammes | 25 fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña, fahano, fanaho, fanoha, hafona, hofana, hofaña |
Mis à jour le 2020/07/31 |