Entrée | 1 hofaina |
Radical | 2 hofa |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany 5 Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be waved at [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on appelle par un signe de la main [1.8] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 hofana |
Anagrammes | 13 afahony, ahofany, anafiho, fahoany, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, foahany, hafaony, hafinao, hafoina, haofany, hiafona, hiofana, hoafany, hofaina, hofanay, ifahano, ifahoan, ifaohan, ifoahan, ifohana, ifonaha, iohafan, nahafoy, nifahoa, nifaoha, nifoaha, niohafa |
Mis à jour le 2023/01/20 |