Entrée (1/3) | 1 hirana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana 4 Hirika na loaka idiran' ny fahazavana 5 Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1] |
Explications en anglais |
6 a glimmer of light [1.7] |
Explications en français |
7 rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8] |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 hirangirana |
Phytonymes |
|
Entrée (2/3) | 13 hiraña |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [Tanala]
[1.78] |
Vocabulaire |
16 Botanique: fruit |
Entrée (3/3) | 17 hirana |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 anaran-gidro [Bara]
[1.78] |
Synonymes | 20 hira |
Tableaux et planches |
21 Les Lémuriens |
Anagrammes | 22 arahin, hanari, hanary, hanira, harain, harani, harany, harian, harina, hiaran, hiraña, hirana, iharan, nahary, nahira, narahi, nihara, rahani, rahany, rahina, rihana |
Mis à jour le 2020/07/31 |