Entrée | 1 mangirana |
Radical | 2 hirana |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany raronao izany Mora kokoa, misy hihoriranana Tsisy hevitra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to have chinks through which the light shines |
Explications en français |
6 [1.8] brillant laisser appaître la lumière par des fentes |
Exemples |
7 hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529] 8 Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472] |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 mangirangirana |
Mots composés |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot mangirana |
Anagrammes | 21 |
Mis à jour le 2025/01/21 |