|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hetsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina
Explications en anglais  4  [1.7] a hundred thousand
Explications en français  5  [1.8] cent mille
International  6  [3.1] 100000 ~ 100 000 ~ 100.000 ~ 100,000
Exemples  7  Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38]
8  Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437#]
9  Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366#]
Vocabulaire  10  Mathématiques: arithmétique
Dérivés 
11  Adverbes :
Tableaux et planches  12  Les nombres
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entrée (2/2)14  hetsy
Partie du discours  15  Non spécifié
Explications en malgache  16  [1.78] [Bara]
Dérivés 
17  Adjectifs :

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21