Entrée | 1 hanta |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. |
Explications en anglais |
4 [1.7] indulgence |
Explications en français |
5 [1.8] action de tout accorder |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 hantahanta |
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot hanta |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |