Entrée | 1 hantaina |
Radical | 2 hanta |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao 5 Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 hantaina, ihantana, tanahina |
Mis à jour le 2023/01/05 |