|
|
|
|

Entrée1  ahanta
Radical  2  hanta
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  ahanta, antaha, atahan, hatana, hataña, nahata, nataha, tahana

Mis à jour le 2023/01/05