|
|
|
|

Entrée1  haitraitra
Radical  2  haitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony
Explications en anglais  5  [1.2] self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness.
6  [1.7] whim, fancy
Explications en français  7  [1.3] bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile
8  [1.8] caprice, bizarrerie
Exemples  9  Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471]
10  Rahona be haitraitra! [2.5]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Synonymes  16  angetsangetsana, filatro
Analogues  17  aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot haitraitra
Citations  20  Textes citant haitraitra

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21