|
|
|
|

Entrée1  angotingoty
Radical  2  angoty
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
angola, angentsana, hantahanta
Exemples  5  Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty! [2.1046#]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes relatifs :
Synonymes  8  angoty

Mis à jour le 2025/01/21