Entrée | 1 ha~ana |
Partie du discours | 2 circonfixe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Tovona atao eo alohan' ny teny milaza isa sasantsasany (telo, efatra, dimy, enina, fito, valo, sivy, folo), mitovana ana, mba hanaovana anarana milaza faharetain-potoana: Hateloana, hasiviana [1.1] |
Explications en anglais |
4 a prefix and affix joined to adjectives, where the accent of the root (being of more than one syllable) advances one step, and sometimes a characteristic consonant is added, as hafohezana, shortness (fohy); hateloana (telo), three days. [1.2] 5 prefix used to form nouns indicating so many days, as: telo, three; hatelòana, three days' time; [1.7] |
Explications en français |
6 préfixe, sert à former des noms indiquant un certain nombre de jours (3 à 10); ex. : hateloana, trois jours; [1.8] |
Analogues | 7 hateloana, hefarana, hadimiana, henemana, hafitoana, havaloana, hasiviana, hafoloana |
Anagrammes | 8 ahana, aha~na, anaha, ha~ana |
Mis à jour le 2023/10/12 |