|
|
|
|

Entrée1  hafitoana
Radical  2  fito
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay
Explications en anglais  5  [1.2] seven days.
Explications en français  6  [1.3] sept jours
Vocabulaire  7  Temps
Mots composés 

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21