Entrée | 1 goay |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Tanala]
goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro 4 [1.1] Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be |
Explications en anglais |
5 [1.2] huge. 6 [1.7] huge, colossal |
Explications en français |
7 [1.19] [Tankarana]
immense. 8 [1.8] énorme, colossal |
Exemples |
9 Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996] |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 goaibe, goavambe, goavana |
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |