|
|
|
|

Entrée1  goavana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Lehibe makadiry sady lava, ngezabe [1.1]
Explications en anglais  4  huge, immense and good looking. See goay. [1.2]
5  huge, enormous [1.7]
Explications en français  6  immense. [Tankarana] [1.19]
7  énorme [1.3, 1.8]
8  grand, corpulent [1.3]
Exemples  9  Tolona goavana anefa izany. [2.472]
10  goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528]
11  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4]
12  Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245]
Morphologie 
13  Simple :
Synonymes  14  goay, goaibe, goavambe
Mots composés 

Anagrammes  16  goavana, voagana

Mis à jour le 2020/07/31