Entrée | 1 gadralava |
Mots élémentaires | 2 gadra, lava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) |
Explications en anglais |
5 [1.2][gadra lava] A long chain stretching from the neck to the feet [gadra lava] a man in fetters; a convict. 6 [1.7] a prisoner |
Explications en français |
7 [1.3] Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers 8 [1.8] un condamné |
Exemples |
9 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava [2.48] |
Antonymes | 10 gadrafohy |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot gadralava |
Mis à jour le 2024/12/12 |