Entrée | 1 gadra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Bezanozano]
rojo vy 4 [1.1] Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. |
Explications en anglais |
5 [1.2] a chain, fetters, manacles in the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] 6 [1.7] a chain, a fetter; cf. fatotra |
Explications en français |
7 [1.3] Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes 8 [1.8] chaîne, entraves; cf. fatotra |
Exemples |
9 Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra [2.649#] 10 ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. [2.69#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot gadra |
Mis à jour le 2025/01/21 |