|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara
Explications en anglais  4  [1.2] In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely.
Explications en français  5  [1.3#169] action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :

Entrée (2/2)11  fitsoka
Radical  12  tsoka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.1] Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy
Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany
Explications en anglais  15  [1.2] [Provincial] whistling in a jocular manner
Exemples  16  Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra; [2.643]

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21