|
|
|
|

Entrée1  afitsoka
Radical  2  fitsoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy
5  Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay
6  Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany [1.1]
Explications en anglais  7  used of anything used to beat with [1.2]
Explications en français  8  qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures)
9  qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs)
10  qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite) [1.3]
Exemples  11  rahefa mby akeky ny tafika dia ny samotady no afitsoka [2.48]
12  Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot afitsoka

Anagrammes  18  afitsoka, fitosaka, fitsaoka, fitsoaka, kiafotsa, tsaikafo

Mis à jour le 2023/01/19