Entrée (1/2) | 1 tsoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 tsoka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana 13 [1.13] zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana |
Explications en français |
14 [1.13] moelle |
Vocabulaire |
15 Biologie |
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |