Entrée (1/2) | 1 tsofina |
Radical | 2 tsoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo 5 Esorina ny vovoka 6 Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona [1.1] |
Exemples |
7 Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 -tsofina |
Partie du discours | 14 forme morphologique de sofina |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 fanitso, fiantso, fotsina, -tsofina, tsofina, fanitso, fiantso, fotsina, -tsofina, tsofina |
Mis à jour le 2023/01/20 |