Entrée | 1 fitsohana |
Radical | 2 fitsoka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 9 fitsofana |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |