|
|
|
|

Entrée1  fisondrotana (sondrotra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiakarana ambony, fisavoanana: i>Jereo ny fisondrotr'iry aeroplanina. 4  Fitomboana: Haingana dia haingana izany fisondrotry ny rano izany! / Ny irinay dia ny fisondrotan-karama. 5  Fitomboana vidy: Tsy anerany ny fisondrotry ny vidimpiainana ankehitriny. 6  Fiakarana voninahitra: Mazàna ny fisondrotana voninahitra mahatonga hiavonavona. [1.1]
Explications en anglais  7  a promotion, a rise in dignity [1.7]
Explications en français  8  promotion; augmentation [1.8]9  épiaison des céréales [1.196]
Exemples  10  Hiala aho raha tsy mahazo fisondrotana haingana. [2.5#]
11  Ka ankehitriny, dia mananika ny tohatry ny fisondrotana izahay. [2.298#]
12  Fantatry ny mpahay toekarena izany ka io no antsoiny hoe "fisondrotana tsisy fandrosoana. [4.27#]
Synonymes  13  fisondrotra

Anagrammes  14  fisondrotana, itsofandrano

Mis à jour le 2024/05/28