Entrée | 1 firapotsy |
Mots élémentaires | 2 firaka, fotsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Karazam-piraka faninginana 5 [1.13] Antsoina hoe koa kasia malandy 6 [1.1] Karazam-piraka faninginana. |
Explications en anglais |
7 [1.2][fira-potsy] A white kind of lead. 8 [1.7][fira-potsy] tin |
Explications en français |
9 [1.8][fira-potsy] étain 10 [1.13] étain |
International |
11 [3.1] Sn |
Exemples |
12 Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#] |
Vocabulaire |
13 Chimie |
Autres orthographes | 14 firapotsy |
Tableaux et planches |
15 Table périodique |
Mis à jour le 2024/12/12 |