Entrée | 1 firaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. |
Explications en anglais |
4 [1.2] Lead, pewter [Malay perak, silver?] |
Explications en français |
5 [1.3] Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements. Fig. fausse monnaie 6 [1.5] Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. |
Exemples |
7 firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#] 8 Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43] 9 Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#] 10 Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996] |
Vocabulaire |
11 Chimie |
Morphologie |
|
Analogues | 14 Pb, Sn |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot firaka |
Tableaux et planches |
23 Table périodique |
Anagrammes | 24 |
Mis à jour le 2025/01/21 |