Entrée (1/2) | 1 fijery |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io |
Exemples |
4 [2.59] Be no fijery io hofan-trano io; 5 [2.649] Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza 6 [2.606] Fomba fijery manana ny maha marina azy izay 7 [1.38] Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy 8 [4.27] Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona |
Radical | 9 jery |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot fijery |
Entrée (2/2) | 19 fijery |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 [1.78] [Bara]
maso |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |