|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fijery
Radical  2  jery
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Exemples  5  Be no fijery io hofan-trano io; [2.59]
6  Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649]
7  Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606]
8  Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38]
9  Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot fijery

Entrée (2/2)19  fijery
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  maso [Bara] [1.78]

Mis à jour le 2023/09/10