|
|
|
|

Entrée1  fijangajangana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
Explications en anglais  4  [1.7] adultery, licentiousness
Explications en français  5  [1.3#291, 1.8] luxure
6  [1.8] adultère
Exemples  7  [2.529#] Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana!
8  [2.5] Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina
Radical  9  jangajanga
Analogues  10  fandehandehanana

Mis à jour le 2024/12/11