|
|
|
|

Entrée1  fiarakodia
Mots élémentaires  2  fiara, kodia
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly
Explications en anglais  5  [1.2] a carriage, a chariot, a wagon, a chaise.
6  [1.7] an automobile
Explications en français  7  [1.8] automobile
Exemples  8  Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472#]
9  Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356#]
10  Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy. [2.4#]
Vocabulaire  11  Transports
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07