Entrée | 1 kodia |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra 9 Kodiarana 10 Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1] |
Explications en anglais |
11 a wheel [1.7] |
Explications en français |
12 action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages 13 dégringolade au physique et au moral [1.3] 14 roue [1.8] 15 volant [1.13] |
Exemples |
16 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#] 17 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#] 18 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#] |
Synonymes | 19 kodiarana |
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot kodia |
Anagrammes | 24 dikao, kodia |
Mis à jour le 2023/07/02 |