|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fiantsonana
Radical  2  antsona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka] [1.78]
5  Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1]
Explications en anglais  6  a landing-place, a port, a harbour. [1.2]
7  a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7]
Explications en français  8  Le port, le débarcadère [1.3#57, 1.8]
9  le quai [1.3#57]
Vocabulaire  10  Navigation
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (2/2)13  Fiantsonana
Mots élémentaires  14  fiantsonana
Partie du discours  15  nom propre (toponyme)
Exemples  16  Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry. [2.588#]
Vocabulaire  17  Géographie: agglomérations
Tableaux et planches  18  Liste complète

Anagrammes  19  Fiantsonana, fiantsonana, ifantsonana, Fiantsonana, fiantsonana, ifantsonana

Mis à jour le 2023/10/16