|
|
|
|

Entrée1  fandriam-pahalemana
Radical  2  andry, lemy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1]
Explications en anglais  5  public order, tranquility; peace between nations [1.7]
Explications en français  6  ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]
7  [fandriampahalemana] paix [1.13]
Exemples  8  Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
9  Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
10  Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
11  Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Mis à jour le 2020/07/31