|
|
|
|

Entrée1  fandavana
Radical  2  la
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy
Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e
Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy
Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana
5  [1.10] Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e!
Explications en anglais  6  [1.7] refusal, disapproval, denial
Explications en français  7  [1.3] le refus, le renoncement, le reniement
8  [1.5] refus, renoncement, reniement
Exemples  9  fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony. [2.5]
Vocabulaire  10  Emotions
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11