|
|
|
|

Entrée (1/7)1  fanasina
Radical  2  hasina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1]
Proverbes  5  Proverbes contenant le mot fanasina

Entrée (2/7)6  fanasina
Radical  7  hasina
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  Azo ahasina [1.1]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot fanasina

Entrée (3/7)11  fanasina
Radical  12  hasina
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1]

Entrée (4/7)15  fanasina
Radical  16  hasina
Partie du discours  17  adjectif
Explications en malgache  18  Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1]

Entrée (5/7)19  fanasina
Radical  20  hasina
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1]

Entrée (6/7)23  fanasina
Radical  24  hasina
Partie du discours  25  adjectif
Explications en malgache  26  Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1]

Entrée (7/7)27  fanasina
Radical  28  masina
Partie du discours  29  nom
Vocabulaire  30  Economie: alimentation
Explications en malgache  31  Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1]
Explications en anglais  32  [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2]
33  kitchen salt [1.7]
Explications en français  34  sel de cuisine [1.8]
Synonymes  35  sira
Article  36  Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  37  fanasina, fanisana, fasinana

Mis à jour le 2023/01/20