Entrée | 1 fanapahan-kevitra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en anglais |
3 [1.7] a decision |
Explications en français |
4 [1.8] décision |
Exemples |
5 [4.27#] Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. |
Mots élémentaires | 6 fanapahana, hevitra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |