|
|
|
|

Entrée1  fanapahan-kevitra
Mots élémentaires  2  fanapahana, hevitra
Partie du discours  3  locution
Explications en anglais  4  a decision [1.7]
Explications en français  5  décision [1.8]
Exemples  6  Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. [4.27#]

Mis à jour le 2023/03/25