|
|
|
|

Entrée (1/3)1  famoizana
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3  [1.7] rejection, abandonment ; renunciation
Explications en français  4  [1.3] L’action d’abandonner, de renoncer
Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana
5  [1.8] action de renoncer, de perdre
Exemples  6  [2.59#] dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
Vocabulaire  7  Emotions
Radical  8  foy
Mots composés 

Entrée (2/3)11  famoizana
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.1] Fahavakisana vay, famoahana nana
Vocabulaire  14  Santé
Radical  15  foy

Entrée (3/3)16  famoizana
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.1] Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy
Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay
Explications en anglais  19  [1.2] Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse.
A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc.
the last ceremonies performed for the dead. See afana
Vocabulaire  20  Santé
21  Religions, Croyances
Radical  22  foy

Mis à jour le 2025/02/02