|
|
|
|

Entrée1  fahavelony
Mots élémentaires  2  faha, velona
Partie du discours  3  adverbe
Explications en anglais  4  at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2#146]
5  during the lifetime of such a one [1.7]
Explications en français  6  du vivant de... [1.3#136]
7  durant la vie de ..., au temps de [1.8]
Exemples  8  tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137]
9  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#]
10  Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78]
Morphologie 
11  Simple :
12  Présent :
Mots composés 
Tableaux et planches  14  Tous les adverbes

Anagrammes  15  fahavelony, fehy volana

Mis à jour le 2023/10/17