Entrée | 1 fahavelony |
Mots élémentaires | 2 faha, velona |
Partie du discours | 3 adverbe |
Explications en anglais |
4 at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2#146] 5 during the lifetime of such a one [1.7] |
Explications en français |
6 du vivant de... [1.3#136] 7 durant la vie de ..., au temps de [1.8] |
Exemples |
8 tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137] 9 Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#] 10 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
14 Tous les adverbes |
Anagrammes | 15 fahavelony, fehy volana |
Mis à jour le 2023/10/17 |