|
|
|
|

Entrée1  fahagagana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina
Explications en anglais  4  [1.2] wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle.
5  [1.7] a wonder, a miracle; astonishment
Explications en français  6  [1.8] miracle, prodige; étonnement
Exemples  7  [2.4#] Azoko lazaina hoe fahagagana.
8  [2.270#] fahagagana tany Ampanarivoana!
9  [1.369#] Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany.
Radical  10  gaga
Synonymes  11  hagagana
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fahagagana
Article  13  Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11