|
|
|
|

Entrée1  entana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio
Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby
Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao
Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy
Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga
Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana)
Explications en anglais  4  [1.7] a burden; baggage
Explications en français  5  [1.3, 1.8] fardeau, bagage, marchandise
6  [1.3] paquet, ballot, effets, charge
parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge
Exemples  7  Dia efa tahaka izao ny toetr' ireo entana ireo? [2.471]
8  Ary inona kosa ity entana anaty gony nentinareo niditra ity ? [2.472]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Analogues  15  loloha, anentana
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  39  Proverbes contenant le mot entana

Anagrammes  40 

Mis à jour le 2025/01/21