Entrée (1/2) | 1 manentana |
Radical | 2 entana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany? Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary 5 [1.13] manainga, manetsiketsika |
Explications en français |
6 [1.3#127] soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir 7 [1.13] sensibiliser |
Exemples |
8 manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445#] 9 Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#] 10 Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 manentàna |
Radical | 17 entana |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif manentana [Liste complète] |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |