Entrée | 1 arira |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] a legend, a fable |
Explications en français |
5 [1.54] histoire amusante 6 [1.8] conte, histoire amusante |
Vocabulaire |
7 Littérature: (en général) |
Dérivés |
|
Analogues | 13 angano, anjabobo, anoano, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot arira |
Citations | 17 Textes citant arira |
Mis à jour le 2025/01/21 |